|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fohy fijery
Singan-teny  2  fohy, fijery
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  manan-kilema maso : mivohitra be loatra ny voamasony, ka tsy mahita afa-tsy akaiky [1.10#F622]
Fanazavàna teny frantsay  6  myope [1.3]
Tovy hevitra  7  fohy maso

Teny iditra (2/2)8  fohy fijery
Singan-teny  9  fohy, fijery
Sokajin-teny  10  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  11  tsy mahatsinjo mialoha ny zavatra mety ho vokatry ny atao [1.10#F622]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/13